1- Iza no modelinao 2-Ships mangahazo 3- Ao Aminy 4- Tmg Razafiarison sy Vola Ambatondrazaka tombontsoa azo avy amin39;ny AWR + Ny niandohan39;ny Oasis Radio 5- Kristy Ilay Mpandresy
Sabotsy 08/03/2025
1 - Fanetren-tena 2 - Ny atidoha sy ny Fanahy Masina 3 - Fiovam-po sy fahaterahambaovao fiz faharoa 4 - Inona moa no mbola azo natao ka tsy efa nataoko?
Zoma 07/03/2025
1 - Efa niova aho 2 - Ny loko, fiz faharoa 3 - Hotantaraiko anao fa rehefa hivavaka dia mivavaha marina amin39;ny tena izy 4 - Azo atao ny mifehy ny eritreritra 5 - Ny fitsipika mifehy ny ady, fianarana fanampiny
Alakamisy 06/03/2025
1 - Zanaka sa mpikarama 2 - Fiompiana trondro an-tanim-bary, fiz fahaenina 3 - Mivononà hiala amin39;ny tany 4 - Ny fahasalaman39;ny taolana( Dr Amboara) 5 - Fetra sy fanapahana
1- Mahereza fa misy ny fitahiana 2- Ny mahabibo sy ny fahasalamana 3- Firaisana ara-nofo Fizarana voalohany 4-Fifanajana Fizarana voalohany 5- Fitsipika nifehy ny ady mahakasiaka an39;i Joba
Alatsinainy 03/03/2025
1- Ataoko ao am-pony ny lalàko 2- Sambatra ny madio am-po - Fizarana Voalohany 3- Fanamboarana Ranonjezika 4- Ny dragona ao amin39;ny Apokalypsy
Alahady 02/03/2025
1- - Fihavanana no tsara 2- Voatabia voasesika voalena 3- Avy Izy 4- Rakotonirina George & Oniniaina- Anosy Avaratra - Soa azo tamin39;ny fihainona AWR 5- Anjely iray notoherina
Sabotsy 01/03/2025
1 - Ny teniko tsy mba ho levona 2 - Isaia toko faha iraika ambiny dimapolo 3 - Sakafo amin`ny andro farany 4 - Fiovam-po sy fahateraham-baovao 5 - Ny fitsipika mifehy ny ady
Zoma 28/02/2025
1 - Fon39;ny hendry sa fon39;ny adala 2 - Ny loko fiz voalohany 3 - Hotantaraiko anao - fa zanak39;Andriamanitra hianao 4 - Aiza no hahitana fahasambarana 5 - Ilay fifanandrinana lehibe nanomboka tany an-danitra, fianarana fanampiny
Alakamisy 27/02/2025
1 - Miara miasa hahasoa 2 - Fiompiana trondro an-tanim-bary fiz fahaefatra 3 - Namana sahaza ny vady 4 - Ny maha zava-dehibe ny fanasana tanana( Dr Amboara) 5 - ny toetr`ilay fifanandrinana lehibe
Alarobia 26/02/2025
1 - Aza kivy mahereza 2 - Mianatra mizara 3 - Maty ve ny maty 4 - Izay manafina ny fahotany tsy ambinina - AFAKA AHO 5 - Raha hiankohoka eto anatrehako ianao