"(...) Ary teny an-daniny roa amin 'ny ony nisy hazon'aina mamoa voa roa ambin'ny Polo samy hafa sady mamoa isam-bolana; ary ny ravin'ny hazo dia ho fanasitranana ny firenena maro." - Apôk. 22:2.
Mofon’aina:
Tsy maintsy miandry ho tafafindra any an-danitra ve isika vao hihinana ny ravin'ny hazon'aina? Izay mandray ny tenin'i Kristy ao am-pony dia mahalala ny atao hoe mihinana ny ravin'ny hazon' aina. (...)