Jehovah , iza no hitoetra ao amin’ny tabernakelinao? Vakio' ny Sal. 15. Iza no mendrika hanao fankalazana eo anatrehan’ Andriamanitra?
Mihira fihiram-baovao ho an’! jehovah Vakio ny Sal. 33:3, Sal. 40:3, Sal. 96:1, Sal. 98:1, Sal. 144:9, sy ny Sal. 149:1. Inona ny lohahevitra iombonan'ireo adininy ireo?
Manandrata ny tananareo ho. amin'ny fitoerana masina Vakio ny Sal. 134. Aiza no atao ny fanompoam-pivavahana eto? Inona ny vokatr'ilay flankohofana amin’ Andriamanitra?
TSY MITSAHATRA MANKALAZA AN'ANDRIAMANITRA Hodinihina mandritra ny herinandro: Sal. 134; Isa. 42:10-12; Apok. 14: Sal. 15; Sal, 101:1-3; Sal. 96; ApOk. 14:6-12; Jao. 4:23,24.Tsianjery: “Hihira ho an’i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza ‘an’Andriamanitro aho, raha mbola miaina." - Sal. 104:33.
Tsy mihetsika tahaka ny tendrombohitr'i Ziona Vakio ny Sal. 125:1,2. Inona ny sary anehoana ireo izay matoky an'i Jehévah eto?
Ziona - fonenan'ny firenena rehetra Vakio ny Sal. 87:1,2. Inona no mahatonga an'i Ziona ho toerana omen- danja tahaka izao?
Mangataha fiadanana ho an'i Jerosalema Vakio ny Sal. 122:1-5. Inona no fihetsehampon'ireo mpivavaka rehefa tonga any Jerosalema? Inona no antenainy ho hita any?
Ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo Vakio ny Sal. 84:1-4, Nahoana ny mpanao Salamo no maniry fatratra hitoetra ao amin'ny fitoerana masina?