Telovolana 1: Isaia: Ampionony ny oloko
Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.
Sous-catégories
Lesona 1: Hadinon'ny Israely ny maha-vahoakan'Andriamanitra azy
Hodinihana mandritry ny herinandro: Isa. 1.1-9; Isa. 1.10-17; Isa. 1.18; Isa. 1.19-31; Isa. 5.1-7.
Tsianjery : Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehôvah : Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo , dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, na mangatrakatraka tahaka ny sily aza, dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy. Isa.1:18.
Lesona 2: Olana eo amin'ny fitarihana
Hodinihina mandritra ny herinandro: Isa. 6:1-4; Isa. 6:5-7; Isa. 6:8; Isa. 6:9-13.
Tsianjery: "Tamin'ny taona nahafatesan'i Ozia mpanjaka no nahitako ny Tompo nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana avo sady manerinerina, ary ny ebaneban'akanjony nahafeno ny tempoly" - Isa. 6:1.
Lesona 3: Rehefa mahaketraka ny toe-javatra iainana
Hodinihina mandritra ny herinandro: Isa. 7:1-9; Isa. 7:10-13; Isa. 7:14.
Tsianjery: "Raha tsy mety mino hianareo, dia tsy ho tafatoetra" - Isa. 7:9b.
Lesona 4: Fomba henjana kokoa
Hodinihina mandritra ny herinandro: Isa. 7:14-16; Isa. 7:17-25; Isa. 8:1-10; Isa. 8:11-15; Isa. 8:16-22.
Tsianjery: "Ary hiandry an'i Jehôvah aho izay manafina ny tavany amin'ny taranak'i Jakoba, ka hanantena Azy ihany aho" - Isa. 8: 17.
Lesona 5: Andrian'ny fiadanana
Hodinihina mandritra herinandro: Isa. 9:1-4; Isa. 9:5,6; Isa. 9:7-20,10:1-34; Isa. 11; Isa. 12:1-6.
Tsianjery: "Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay, Andrian'ny fiadanana" Isa. 9:5.
Lesona 7: Ny faharesen'ny Asirianina
Hodinihina mandritra ny herinandro: Isa. 36:1; Isa. 36:2-20; Isa. 36:21-22 ; 37:1-20; Isa. 37:21-38; Isa. 38; 39.
Tsianjery: "Ry Jehôvah, Tompon'ny maro ô, Andriamanitry ny Isiraely, Izay mipetraka amin'ny kerobima, Hianao dia Hianao ihany no Andriamanitry ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany; Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany" - Isa. 37:16.