Telovolana 4: Ny fanabeazana
Il n'y a aucun article dans cette catégorie. Si des sous-catégories sont affichées sur cette page, elles peuvent contenir des articles.
Sous-catégories
Lesona 1: Ny fanabeazana tao amin’ny saha Edena
Hodinihina mandritra ny herinandro:Gen. 2:7-23; Gen. 3:1-6; 2 Pet.1:3-11; 2 Pet. 2:1-17; Heb. 13:7,17, 24.
Tsianjery : "Indro, Andriamanitra miasa amin'ny heriny mampiseho ny fisandratany; Iza no ho mpampianatra tahaka Azy."Joba 36:22
Lesona 2: Ny ankohonana
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 3:1-15: 2 Kôr. 4:6; Lio. 1:26-38; Mat. 1:18-24; Efes. 4:15; 1 Jao. 3:18; Deo. 6.
Tsianjery: "Anaka, mihainoa ny ana-drainao, ary aza mahafoy ny lalan-dreninao"
Lesona 3: Manana ny lalàna ho mpampianatra
Hodinihina mandritra ny herinandro: Deo. 6:5; Deo. 31:9-27; Rôm. 3:19-23; Apôk. 1 2:1 7; 14:12; Mar. 6:25-27; Heb. 5:8.
Tsianjery: "Ary tiava an'i Jehôvah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny herinao rehetra" - Deo. 6:5
Lesona 4: Ny mason’i Jehôvah : manana fijery ara-baiboly
Hodinihina mandritra ny herinandro: Ohab. 15:3; Jao 12:7-10; Efes. 6:12; Apôk. 20:5,6; Jao. 1:1-14: Mar. 12:29-31.
Tsianjery: "Ny mason'i Jehôvah amin'izao rehetra izao, mijery ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy" - Ohab. 15:3.
Lesona 5: Jesôsy Ilay mpampianatra lehibe
Hodinihina mandritra herinandro: Heb. 1:1-4; 2 Kôr. 4:1-6: Jao. 1:14,18; 14:1-14; Fil. 2:1-11; 2 Kôr. 5:16-21.
Tsianjery: "Fa Andriamanitra, izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin'ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin'ny fahazavan'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra eo arnin'ny tavan'i Jesôsy Kristy" - 2 Kôr. 4:6.
Lesona 6: Lesona hafa avy amin'Ilay Mpampianatra lehibe
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 3:1-11; Rom. 5:11-19; Gen. 28:10-17; Jao. 1:1-14; Mat. 15:21-28; Mar. 10:46-52.
Tsianjery: "Ary hoy Jesôsy taminy: Mandehana hianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesôsy teny an-dalana izy" - Mar. 10:52.
Lesona 7: Ny fivavahana ao amin'ny fanabeazana
Hodinihina mandritra ny herinandro: Dan. 3; Sal. 78:1-17; Jao. 4:7-26; 1 Tant. 16:1-36; Mar. 7:1-13.
Tsianjery: Manameza an' i Jehovah ny voninahitry ny artarany; Mitondra fanatitra, ka mankanesa eo anatrehany; Miankohofa eo anatrehan' i Jehovah amin'ny fihaingoana masina" - 1 Tant. 16:29.
Lesona 8:Ny fanabeazana sy ny drafi-panavotan'Andriamanitra
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 1:26,27; Isa. 11:1-9; 2 Tim. 3:14-17; 1 Mpanj. 4:29-34 (1 Mpanj. 5. 9-14); Jao. 14:17; 1 Kôr. 2:1-16.
Tsianjery: "Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana"- 2 Tim. 3:16.
Lesona 9: Ny fiangonana sy ny fanabeazana
Hodinihina mandritra ny herinandro: Lio. 10:30-37; Mat. 5:14-16; Lio. 4:18-23; Jer. 29:13: Mat. 7:7; 1 Tes. 2:6-8.
Tsianjery: "Ary tsy nitady voninahitra tamin'olona izahay, na taminareo, na tamin'ny sasany, na dia nanam-pahefana hahavaky tratra aza izahay, araka izay mah'Apostolin'i Kristy anay. Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany, dia toy izany no nahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra; hanome anareo, tsy ny filazantsaran'Andriarnanitra ihany, fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay hianareo" - 1 Tes. 2;6-8.
Lesona 10: Fanabeazana ao amin'ny haikanto sy ny siansa
Hodinihina inandritra ny herinandro: Rom. 1:18-21; Sal. 19:1-6; 96:9; Gen. 3:6; 1 Tim. 6; Ohab. 1; Joba 38.
Tsianjery: "Ny lanitra mitory ny voninahitr'Andriarnanitra; ary ny habakabaka manambara ny asan'ny tanany" - Sal. 19:1.
Lesona 11: Ny kristianina sy ny asa
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 3:19; Deo. 16:15; Eks. 25:10-30;38; Gal. 5:22-26; Mpitt. 9:10: 1 Kôr. 10:31.
Tsianjery: 'Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo' - 1 Kôr. 15:58.
Lesona 12: Ny Sabata: Mahalala sy maneho ny toetran'Andriamanitra
Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen.1, 2; Eks. 16:14-29; Isa. 58:1-14; Mat. 12:1-13; Lio. 13:10-17.
Tsianjery: "Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho an'ny olona, fa tsy ny olona ho an'ny Sabata; ka dia Tornpon'ny Sabata aza ny Zanak'olona" - Mar. 2:27,28.
Lesona 13: Ny lanitra sy ny fanabeazana, fianarana mandrakizay
Hodinihina mandritra ity herinandro ity: Jao. 3:16; 1 Jao. 5:13; 1 Tim. 1:16; 1 Kôr. 13:12; Zak. 13:6.
Tsianjery: " Izay tsy mbola hitan'ny maso, tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy" - 1 Kôr. 2:9.